Ampidiro aloha ny tenimiafina
Izaho sy ianao (Elien)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho sy ianao toa olona iray ihany
Samy te ho hita sy te ho re
Izaho sy ianao, fisainana iray ihany
Samy mangetaheta ny hisongadina
Te ho fantatra lalina sy ho tononkira.serasera.org azo tsara
Te hahatsapa fa omen-danja, te hiavaka
Ho tokana tsy xikuqf ampitahaina amin'iza na iza
Sahirana manome nefa te handray
Sao dia efa ilay sitraka aman'olona no mampihetsika ahy amin'izao ?
Mbola izay tiako ve no ataoko ao sa izay ilain'ny manodidina ahy koa ?
Toa reraka manafina ahy aho, nakaiza koa ilay lokonao ?
Tena sitrakao ve ianao izao ? Sao ho fatin'ny hambopo...
Izaho sy ianao toa olona iray ihany
Samy eexqprd te ho hita sy te ho re
Izaho sy ianao, fisainana iray ihany
Samy mangetaheta ny hisongadina mhsmhv

--------
Link: