Very tena feat RST (E.B.D)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E.B.D:
Ianao le mba nantsoina de nangarik'avy hatrany
Aleo tsy omena tsiny fa zavavy maimbo ambany
Ianao efa kotina ndray no mbola hiavonavona
Mijereva ihany lalana sao latsaka vao hiazona
Ekeko hoe za tsy tsara fa ny ratsy koa tsy ahoako
Ze mitady be fitiavana de avia fa atataoko
Zah ange ry sipa bandy manal'azy
N'hikotiko anao anie tsy antery f'azafady
Ko rah tsy tezitra ko hanompa rehfa tiana
F'nga ianao rah manja de ts'hiletra fifaliana
Aza mieritreritra hoe tsara ianao rah tiako
Tsy ho voatanisako eto ny zavavy efa nariako
Rah ompa ndray no ampiharina, za no tena tompony
Ianao vao ranon'aina, zah efa tampotsiny
K'aleo jerena fotsiny na de tiako alaina vady
Kanefa moa rah poins de raiso mfon'bandy

REF:
Very ianaooo (mampalaelooo)
Sagnanaaa (heeeee)
Adalaaaa (donto tena)
Na na naaaaa ( :p ) ×2

RST:
Masoko nijery de namiratra ny hoaviny
Nefa za tsy kobony hoe zah le rainizavona
Sady kely saina, iny fa nanaraka
Eto tsisy miaraka, midona de msaraka
Fa sao de mieritreritra ny hanao compte ambony
Adalana ny an'tony! tsinotsinona eo de sahy
sao d'heverinao fa "tsisy tanjona ary io"
Efa kobonao angamba fa ity no tadidio
Mody hodiako mtapy de nanokatran'ny fo
Hisaino kely aloha sao harary eo ny loha
Fa za tsy misangy sao d'enao adala
feeling no ilaiko, vita zay de miala
Maditra fitafiana amle mamp'te hanakana
Mora hoentina io fa zaza miala sakana
Aleoko tsy miteny rah itony no tsy hanantona
Pata no anarany! Vola de mifantina


REF:
Very ianaooo (mampalaelooo)
Sagnanaaa (heeeee)
Adalaaaa (donto tena)
Na na naaaaa ( :p ) ×3

Very ianaooo... hahahahahaaaaaa... :D
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : E.B.D
Hits : 1727
Likes : 0 Like
Created by : bigdog
Date : 08/11/2014 11:02
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0741