Bandy Mpaka Fo (BMF) E.B.D feat TADY RAY & KHEYROW (E.B.D)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bandy Mpaka Fo (BMF)

La-Skap

Tiako ianao, lay fitiavako mangina sy mangatsika iny
Ankehitriny lasanao ty foko
Ty vatako mitoloko efa hitanao
Lasa saina, mtomany!!!
tena mafy ange reny e!

Kheyrow

Yeh, na dia eo lery ny antsika tsy maintsy anjara
Tiako ianao dia ianao koa tia ahy tsisy afak'handrara
Faniriako ny hiaraka mandrakizay
D avelao any iny f'iny bandy tsy milay

REFRAIN...

Efa ela no nandrasako hakakon'ny fonao
fa lery manitsakitsakan'ny zonao
Avelao iny fa bandy tsy milay
Avelao any iny fa zah mbola mandray (X2)

R.S.T

Mbola zaza ah! de nitempo fitiavana nbandy
nefa kanjo efa an'olon-kafa le mba tiako
Tsy nampoiziko fa tazako hoe tamin'iny lalana iny
Sady nifanena, ny maso nifampijery
D nasiany tsiky kely d vômay nahalasa adala
Tsy haiko? inona? fanambarana inona ny tsikitsik'indry?
De aza menamenatra mitsotra ianao rah Tia
Fa efa hitako any andro, fa isika hiara-mandry
Fa tohatohatra fiakarana ny fisian'le taloha
Fa isika miara-dRoa de ho sambatra tokoa Fenoiko zay tsy ampy, za tsy hanompo sampy
Fa itady soa ho antsika
Hamorona ny tsisy noho ny Fitiavako mitempo
Fa teny antanan'olona nijaly ianao nkifeko
ka tsy ekeko, niQuE-ko raha toa ka mbola zany
fa miara am bandy ndray tsy Mjaly

REFRAIN...

Efa ela no niandrasako... (x2)

Ean'j (E.B.D)

Ilaiko ianao mba ho eto de nalaiko teny antanany
Tsy tiako ianao mijaly ka nomeko tolon-tanana
satria aty anatiko no misy ny hafanana
Soa ihany ianao notiaviko na dia akizin bandy akama
Tsaroako ilay taloha teo ambavahady
Ianao nijerijery sady tonga de nisangy
Za aloh nody fanina fa sao lery de kôpy
de mody ntazonjiro nefa tsika samy love
Lery moa tamin reny efa fozafoza toetra
Naleoko ianao nasorina fa sao dia tara loatra
Ankehitriny isika roa efa miara dia
Tsoriko eto androany fa tsy ilaina wa lery
Za no tena Tinao, inoako fa tsy lainga
Za koa tena love ka tsy blem rah traingo
Aleo izy ho tezitra fa hiady izy tsy aharesy
Je taime rmalala!!! iFiro izy fa resy

REFRAIN...

Efa ela no niandrasako..
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : E.B.D
Vangy : 1788
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : bigdog
Daty : 10/08/2015 10:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0749