Na lavitra aza (E.B.D)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY ATY TSY MANADINO NA DE HOE LAVITRA AZAANY FOANA NY SAIKO FA TSY MBOLA NIOVA HAFA
MALALAKO TIAKO, ETO ANTANY TSY SOLOIKO
ZE TIA ALOHA MAHANDRY FA TSY HOELA AHO DE HO TONGA
NA ZANY AZA ANEFA, TAZONY NY FAHENDRENA
LAY FITIAVAN-TSIKA RENY AZA AVELA HOE IHENA
TEREO MBA HIAKATRA AVO, MBA HO TODY HATRAMIN'NY FARANY
KA RA MISY HOE TSY FALY TENENO ANA NY ANARANY
DE LAZAO IZY HOE: IZY NO EFA TIAKO
LAZAO ZE TIANA AMBARA FA TSY MISY RARAHIKO
SATRIA IANAO NO TIAKO DE ANGATAHAKO @ TOMPO
HO TODY SOA AMAN-TSARA, HO TONGA FIFALIAKO
REFRAIN:
NA DE LAVITRA AZA AKI ZANY ELANELAN-TANY
TSY AMPIOVA ILAY FITIA ZAY NOMEKO ANAO IZANY
TSY HOELA DE HO AVY FA MIFALIA HATRANY HATRANY
FAFAO NY RANOMASO FA K'AZA MTOMANY
X2
MARINA FA HOE: ELA AHO NY TSY NANORATRA
FA VÖ TSY MIOVA LOKO NA DE BETSAKA MPANOHATRA
AO MPANADALA, BE NY MPAKAHALA
TSY MISY RARAHIAKO ZE MILAZA ANA ADALA
VÖ MAIKA ARY AHO MIFALY VÖ MAHENO MPANAKIANA
HOE LASA MIHE-STAR LAY TIAKO SY LAY TIAN AHY
ASIKO TSIKY KELY...
POROFO FA TSY FOIKO, FA ETO AHO MALAHELO
DE HENOY AKI NY FEOKO F'AZA AVELA HITENY IRERY
KA NA LAVATRA AZA NDRY NY SAINA ATAO MAHERY
DE TOHIZO NY FAHENDRENA SY NY HADIO DE FIKIRO
FA ATY LAY TIANAO TSY MBOLA MANADINO
REFRAIN:
X2
LAVITRIN'NY MASO HONO LAVITRIN'NY FO
FA TSIKA TSIMBA ZANY FA MITAMBATRA TOKOA
ZA ATY MIKANDRA, IANAO ZAO MBÖSSY
RAH MISY TSY MILAMINA EO AKAIKINAO JESOSY
ANTSOY RAH MISY OLANA FA IZY LAY MAHERY
MANORO TSY MANARY FA JEREO NY FANEKENY
FA ZAH HOAVY FOANA! TSY HOELA AKORY ZANY
COURAGE BE NY VATANA FA NY SAIKO TSY MIALA ANY
TSIMBA METY MANDRY FA DE ANY NY HERITRERITRO
ISAN'ANDRO, ISAN'ORA NY SARINAO NO JEREKO
KA AVERIKO ETO IANY FA TENA TIAKO NDRY
NA DE LAVITRA AZA NDRY NY ATY TSY MANADINO
REFRAIN:
X2
OUTRO... FIN
LYRICS BY E.B.D
--------
Link: