Ho mendrika Anao (Dinah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(1) Mahery setra xplgcfo loatra ny fanahy ratsy eto an-tany
Raha tsy manam-pinoana, dia gjwvoo tafalatsaka
Ny hetraketraky ny fiainana tena mafy
Ray ô, ny herinao, ny fahasoavanao
No aoko ho fitafy
(Ref)
Ianao no lalana sy fahamarinana
Ianao Mpanjakan'ny mpanjaka
Ô ampio zahay
Hahay hiova hanaraka hatrany ny lalanao
Ka ho mpandova fcgpm dieny ety an-tany ilay fitiavanao
Ny tononkira.serasera.org fahotana, sy hadalanay ry Ray mba avelao
Amindrao fo zahay mba ho mendrika Anao
(2) Toroy anay ny lala-marina sy ny lalam-pitiavana
Hahaizanay hifankatia tsy hirafy, ho mpihavana
Fandalovana ihany eto an-tany
Fa ny tena izy any an-dantra any
Ray ô arovy izahay tsy ho diso làlana

--------
Link: