Ho tsaroanao (Dian-Hay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ahn! Tsika roa zay
Da tena naniry aby gn’ olo ô
Ahn! Tsika taloha zay
Nahafinaritra nahavelom-bolo ô
Ahn! Tsika roa zay
Da tena naniry iaby ny olo ô
Ahn! Tsika taloha zay
Nahafinaritra nahavelom-bolo ô

Anao 'se raha
Adignonao raha zinakanao an'ahy igny?
Antsika roa hoy ianao samby hiaraka hiafy,hitady
Fa an-tsika no manan-draha agny
Da ampiadaniko ianao vadiko an!
Izany no zinakanao igny 'se!

Nagnovokovoka namono tegna
Ny ho avy amizay no jerena
Niakatra e vary! Nandeha ny jirofo! Nivadika
saina i Rakoto
Niala amin'gne fagnarahana
Nivadika amin'ny nifanekena
Adino ny jaly niarahana lasa nanjary tsy nahafehy
tena

Ny tena sahirana maty miafy
Gne ra viaviny tsara fitafy
An-tena sahirana mandagnondagno hafa no
mahazo tragno
An-tena sahirana mamono tena
Hafa miravaka ny volamena
Izany ka lehilahy tsy mataho-tody misaraka no
fanafody

Tsy mampangninona an'ahy e
Ho avy avao ny anjarako amaray e
Tsy mampangninona an'ahy e
Ho tsaraoana avao la ho avy gn’amaray e!

Nizaka avao koa ianao tamin'ahy hoe tsy ahiko
raha ampalahelo anao chérie
Ny rendrarendra ,ny
adalana, atsika roa samby ialana .Da namaly
anao tamin'izay hoe matokisa vadiko fa "za tsy
hivadika aminao an!

Nagnovokovoka namono tena
Ny ho avy no jerena
Nandeha gny afera natoy la vanille Nivadika e
sain’i Bazily
Niala amin'ny fifanarahana e!
Nivadika amin'ny nifanekena
Adino ny jaly niarahana lasa nanjary tsy nahafehy
tena

An-tena sahirana maty miafy
E ra viavinyitsara fitafy
An-tena sahirana mandagnondagno hafa no
mahazo trano
An-tena sahirana mamono tena
Hafa miravaka ny volamena
Izany ka lehilahy tsy mataho-tody misaraka no
fanafody

Tsy mampaninona anaheeee!
Ho avy avao gn’ anjarako amaray e
Tsy mampaninona anaheee!
Ho tsaraoana vao la ho avy gn’ amaray e!
Ho tsaroanao avao any zay e!


Tonony sy feony :DIAN-HAY.
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Dian-Hay
Hits : 5212
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 07/09/2016 09:56
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.072