Mbola ho avy (Dédé Fenerive)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
La ! La ! La ! La !Lasagn’aiza koa rô
Olona araik’iny
Tsy mbô takatra an-dragno
Daonko lasan-davitra
Lasagna tsy hita
Tsy nagnamia veloma
Daonko tsy nainga aby izy ireny
Fô marigny akeo ô !
refrain
mbola ho avy ê ! Izy iny
fô tsy lasan-davitra arô
mbola ho avy ê izy iny
antignay koa izy arô atsia
La ! La ! La ! La !
Mbô aza atao koa arô
Mandatsa-dranomaso
Fa mankarary an’azy
Manjary manahiragna
Alahelo jiaby ê !
Sy jerijery agn’iny ê !
Sarotra amin-tsika
Magnala an’azy agnaty ê !
Refrain
mbola ho avy ê ! Izy iny
fô tsy lasan-davitra arô
mbola ho avy ê izy iny
antignay koa izy arô atsia
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Dédé FeneriveHits : 4549
Likes : 0 Like
Created by : Eric RAJAONA
Date : 06/10/2003 00:36