Aza manahy (Davidson Mada)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
DM 308,,

Umm Yeah Ahh! ssssss zah!
An an an an
An an an kpkuonsj an
An an an an
Tso !
Na mafy lalana fw hiaritry ,,@
aminao  zah
fa Aza manàhy
Na mahery vaika ny onja ety,, de ozy aho hoe
Aza manàhy
Matokisa zah tsy hanary an'dry ,, Na ho aiza aho
fa Aza manàhy
Alors ! Quoi que ce soit dans la vie ici, ici ici
Fa Aza manàhy,, fa ho ô...

Omeko anao n fitiavako
Faniriak'ho lamban'akoho
Na misedra mafy ny antsika ro
Fa zah tsy iala n'inona hanjo

Tsik hiaraka fa tsy hifanary  hmm
kara rano sy vary
yeah ahh!
Tsik hiaraka fa tsy hifanary
Tsik hiaraka fa tsy hifanary
kara rano sy vary

Ny lalantsika mbola lavitry, oz ah @nw fw aza manahy
Ny fiainana tena mbola ady aki, fa oz ah hoe
aza manahy
Ka na inona hitranga na inonk'hidona(tsy Ahasaraka
fa aza manahy!
Ny atsik  mandra-maty doria doria doria doria doria doria  
Aza manahy fw ô ô..,

Omeko anao n fitiavako
Faniriak'ho lamban'akoho
Na misedra mafy ny antsika ro
Fa zah tsy iala n'inona hanjo

Tsik hiaraka fa tsy hifanary
hmm tononkira.serasera.org hmm
kara rano sy vary
yeah ahh!
Tsik hiaraka fa tsy hifanary
Tsik hiaraka fa tsy hifanary
kara rano sy vary

Tsik hiaraka fa tsy hifanaaaary
kara rano sy vary
Aza manahy fw ô ô
Tsika hiaraka fa tsy hifanary
Tsika hiaraka fa tsy hifanary
kara ny rano sy vary, umm

Ummm Yeah Ahh!  
An an an an
An an an an
An an an an

Tsik hiaraka fa tsy hifanaaaaaary
kara rano sy vary
Aza manahy fw ôô
Tsik hiaraka fa tsy hifanary
Tsik hiaraka fa tsy hifanary
kara rano sy vary

Na mafy lalana fw hiaritry iiiîi,
Na mahery vaika ny onja ety iiiiii,,
Matokisa zah tsy hanary an'dry iiiiî
Alors quoi que ce soit dans la vie iii, ici
Aza manàhy fw ô hlxxaboe fmuabsjv ô


Omeko anao n fitiavako
Faniriak'ho lamban'akoho
Na misedra mafy ny antsika ro
Fa zah tsy iala n'inona hanjo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Davidson Mada
Hits : 21
Likes : 0 Like
Created by : DavidsonMada
Date : 08/11/2026 12:10
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7594