Tsongoy (B'zion Madagascar)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga ny maraina miramirana ery
Miandrandra ny lanitra tsy kivy fa manantena foana
Tohina ny fo mahita azy ireo
Samy nohariana ho iray nefa miavaka
Feo mikiaka, maso manganohano
Mba te ho afaka nefa handeha ho aiza moa
Jesosy ô! henoy izao feoko izao
Mitalaho mafy anie aho: mijaly ny olonao
II-Efa vitsy an’isa ireo manan-katao
Ny ankamaroanay Jesosy fadiranovana
Mifona aho Tompo ô iqjzmrm ho an’ity fireneko
Aza anaparanao ny fahatezeranao
Réf: tononkira.serasera.org Tsongoy fon’olo, tsongoy ny fonao
Fandrao mba ianao io no nahatonga an’izao
Mba ialao re zgcmdqu ny fanao ratsy
Fa ny firenentsika ho xrtk lany vatsy e!
Andeha hiray saina ka hanetry tena
Mba ho voavonjy ity firenentsika
Magnenga aby e! Itoy e ny kaika!
Tsa hifagnome tsiny fa hiaraka hifanolo-tagnana
Tsa hisaraka fa hiaraka hitambatse
Ano hivavaka sy hifona ho an’ny tanindrazagna!
Réf: Tsongoy fon’olo .......
III-Mino izahay Tompô fa ho avy ilay maraina
Hitondra fahasoavana aminay
Ka ho sambatra izahay !!!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : B'zion MadagascarHits : 1045
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 13/07/2023 07:38