Bye-bye (Bodokely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Chœur: Ôôôôô! Ôôôôô*2

A1: Misy ny maso mihoatra lavitra
nohon‘ny eto an-tany
Eto anie no hamatotra tsy hiakatra
Aza sodoka ny hatsarany ô!

Tsy izay hoe eken‘ny be sy bobaka
Dia hoe marina izany
Diso ianao namako ô!

Na izay Hazo maniry tsy vokatra
Ho May no hiafarany

Réf: Ataoko Veloma ny ditra
Ataoko veloma ny fahotana
Bye-bye ny tsy finoana
Tazon-karena miala tany e!

Ataoko Veloma ny ditra
Ataoko veloma ny fahotana
Bye-bye ny tsy finoana
Tazon-karena miala tany e!

F‘efa mana-Tompo aho “JESOSY „
Tsy voavidy vola  „ny Fahasoavany e!“
Tsy asiko ny foko  „ny eto an-tany“
Raha ny eto an-tany mandalo ihany
Mora levona

Ooooooo!

A2: Be ny milaza azy nefa menatra
Hijoro aneho izany
Rehefa handray fitahiana dia mirongantra
Fankatoavana hialany

Tsy izay miantso azy hoe „Tompo!Tompoko „
No handova ny Fanjakany
Diso ianao namako o!
Izay mahafoy fahotana no misitraka
Izany toerana izany e!

Réf: Ataovy Veloma ny ditra
Ataovy veloma ny fahotana
Bye-bye ny tsy finoana
Tazon-karena miala tany e!

Ataovy Veloma ny ditra
Ataovy veloma ny fahotana
Bye-bye ny tsy finoana
Tazon-karena miala tany e

F‘efa mana-Tompo aho “JESOSY „
Tsy voavidy vola  „ny Fahasoavany e!“
Tsy asiko ny foko  „ny eto an-tany“
Raha tononkira.serasera.org ny eto an-tany mandalo ihany
Mora levona

Ataoko bye-bye e!
Ataoko qbntuhk bye-bye hoa ny fahanjambana
Ataoko bye-bye e!
Izay manakana ahy tsy ho any e!
Ataoko bye-bye e!
Ny henamaso amin‘ny olona
Hijoro amin‘izay aho
Mba ho fantson‘ny fahazavany

Lead:Bye-bye ….*3

Réf: Ataoko Veloma ny ditra
Ataoko veloma ny fahotana
Bye-bye ny tsy finoana
Tazon-karena miala tany e!

Ataoko Veloma ny ditra
Ataoko veloma ny fahotana
Bye-bye ny tsy finoana
Tazon-karena miala tany jjcg e!

Chœur :( bye-bye , wahqr bye-bye ô ô ô)

Eh!Eh!Eh! Sa tsy izany Ve? Eh!Eh!Eh! *2
……….improv

(…Folaka…)

Réf: Ataoko Veloma ny ditra
Ataoko veloma ny fahotana
Bye-bye ny tsy finoana
Tazon-karena miala tany e!

Ataoko Veloma ny ditra
Ataoko veloma ny fahotana
Bye-bye ny tsy finoana
Tazon-karena miala tany e!

Ouh! Ouh!
Bye-bye *2

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Bodokely
Hits : 16
Likes : 0 Like
Created by : Laeticia21
Date : 23/10/2026 09:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0418