Tsy ho very maina (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oh oh oh eyah
Oh oh eyah
Hmm
Eto aho dia variana mamisavisa ny vita
Dia lasa koa ny ora ny taona mitombo mora.
Ka hoy aho hoe, fombany ihany io
Toneo fo dia itsiko.
ôh ôh
Ou oh oh
Aleo aloha isika handihy sady mba miaramifaly androany
Matoa ianao nomeny aina, mbola misy ny antenaina
Ka tsy ho very maina, ho maivana ery ny saina

Ny kngv ho avy indray jerena, raha mbola misy ny homena
Ny anio aloha dia vita, ny ampitso indray mahita
Ka hoy ecqufw aho hoe fombany ihany io,
Toneo ny fo dia itsikio.

oohh
Ka hoy aho hoe fombany ihany io,
Toneo ny fo dia itsikio.
ôh ôh
Ou oh oh
Aleo aloha isika handihy tononkira.serasera.org sady mba miaramifaly androany

Ka tsy ho very maina, ho maivana ery ny gikhirdb saina

--------
Link: