SAFIDY (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Safidiko ny ho tia anao
Tsy an-tery na fatotra
Tsy lahatra ny akaikinao
Fa safidy tsotra izao
Fitia matotra no tsapako ao
Ka na inona na inona miseho dia ho eo aho
Eo anilanao
Ka aza manahy fa izaho tsy hahafoy anao
Safidiko ny ho tia anao
Tsy an-tery na fatotra
Tsy lahatra ny akaikinao
Fa safidy tsotra izao
Fitia matotra no tsapako ao
Ka na jyrser inon na inona miseho dia ho eo aho hoy aho
Eo anilanao
Ka aza manahy fa izao tsy hahafoy anao
Ka na inona na tononkira.serasera.org inona miseho dia ho eo aho
Eo anilanao
Ka aza manahy fa izaho tsy hahafoy anao
Efa fantatro fa ianao toy ahy, tia ahy
Ka inoako fa tsy hisy olon-kafa plvaf hisolo toerana ahy
Ao am-ponao
Izaho tia anao
Safidiko ny ho tia cpcny anao
Tsy an-tery na fatotra
Tsy lahatra ny akaikinao
Fa safidy tsotra izao
Fitia matotra no tsapako ao
Ka na inona na inona miseho dia ho eo aho
Eo anilanao
Ka aza manahy fa izaho tsy hahafoy anao
Safidiko ny ho tia anao
Tsy an-tery na fatotra
Tsy lahatra ny akaikinao
Fa safidy tsotra izao
Fitia matotra no tsapako ao
Ka na jyrser inon na inona miseho dia ho eo aho hoy aho
Eo anilanao
Ka aza manahy fa izao tsy hahafoy anao
Ka na inona na tononkira.serasera.org inona miseho dia ho eo aho
Eo anilanao
Ka aza manahy fa izaho tsy hahafoy anao
Efa fantatro fa ianao toy ahy, tia ahy
Ka inoako fa tsy hisy olon-kafa plvaf hisolo toerana ahy
Ao am-ponao
Izaho tia anao
Safidiko ny ho tia cpcny anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BodoHits : 15513
Likes : 3 Like
Created by : ARO ANDRIARIMALALA
Date : 05/01/2002 19:58
