Ampidiro aloha ny tenimiafina
Io varavarana io (Bekoto Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Io varavarana io vohaiko moramora
Rehefa lasa eo aho, rehefa tonga ny ora
Maraina be mbola tsy kfrl maneno akoho in-droa
Voatery hisaraka angamba itsika roa
Angano arirarira no namiravira
Reo lasa hirahira
Anganon'olon-droa mba ho aiza moa
Ireo fo nisara-droa
Io varavarana io tsy hakarapoka
Hitsaitsaika aho ao anaty hirika
Ambanin'ny ampangabe tononkira.serasera.org no asiako ny lakile
Matoria tsara ianao isika angamba hifandao
Angano arirarira no namiravira
Reo lasa hirahira
Anganon'olon-droa mba ho aiza moa
Ireo fo nisara-droa
Izay ny fiara fa tonga rgjyoc mandrapihaona re
Hibitsibitsika aho sao ianao mandre
Avelako ao ny ondana ny lambako
Ny rivotra androany mety hangatsiaka koa
Eny an-dalana eny aho vao hisotro kafe
Matoria tsara ianao izaho maika handeha
Hianavaratra irery aho hijery ireny Ankaratra
Tsy mety afa-javona sy oram-baratra
Io varavarana io iskylczp hidiako amin'izay
Mbola ho ela isika vao hihaona indray
Io varavarana io hidako moramora
Lasa amin'izay aho lasa koa ny ora
Rehefa lasa eo aho, rehefa tonga ny ora
Maraina be mbola tsy kfrl maneno akoho in-droa
Voatery hisaraka angamba itsika roa
Angano arirarira no namiravira
Reo lasa hirahira
Anganon'olon-droa mba ho aiza moa
Ireo fo nisara-droa
Io varavarana io tsy hakarapoka
Hitsaitsaika aho ao anaty hirika
Ambanin'ny ampangabe tononkira.serasera.org no asiako ny lakile
Matoria tsara ianao isika angamba hifandao
Angano arirarira no namiravira
Reo lasa hirahira
Anganon'olon-droa mba ho aiza moa
Ireo fo nisara-droa
Izay ny fiara fa tonga rgjyoc mandrapihaona re
Hibitsibitsika aho sao ianao mandre
Avelako ao ny ondana ny lambako
Ny rivotra androany mety hangatsiaka koa
Eny an-dalana eny aho vao hisotro kafe
Matoria tsara ianao izaho maika handeha
Hianavaratra irery aho hijery ireny Ankaratra
Tsy mety afa-javona sy oram-baratra
Io varavarana io iskylczp hidiako amin'izay
Mbola ho ela isika vao hihaona indray
Io varavarana io hidako moramora
Lasa amin'izay aho lasa koa ny ora
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Bekoto MahaleoHits : 423
Likes : 0 Like
Created by : Samson Patrick
Date : 02/01/2026 22:53
