Lasan'olo ny seza (Barinjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anao tamin'ny pilasy
Tsy nipetraka tsara eee
Izao zah efa vita mariazy
Anao tara eee

Anao tamin'ny pilasy
Tsy nipetraka tsara eee
Izao zah efa vita mariazy
Anao tara eee

Fitiavako anao izay
Tsy nahoanao ooo oooo ooo
izaho efa tsy any
Anao mieritreritra ny hipody eeeee

fiv: 3x
Lasan'olo
Lasan'olo ny seza
Lasan'olo
Lasan'olo ny seza
Lasan'olo
Lasan'olo ny seza
Efa lasan'olo ee

Efa navaliko ny pejy
Mikasika anao oooo
Tantara efa vita ireny
Avelao oooo

Efa navaliko ny pejy
Mikasika anao oooo
Tantara efa vita ireny
Avelao oooo

Fitiavako anao izay
Tsy nahoanao oooo
Izaho efa tsy any
Anao miheritreritra hipody eeeee

Fiv: 3x

Fitiavako anao izay
Tsy nahoanao oooo
Izaho efa tsy any
Anao miheritreritra hipody eeeee

Fiv : 3x
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Barinjaka
Vangy : 1615
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : H_Eric
Daty : 19/08/2019 18:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6111