Fo adala (azael gxth)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay nxlzbj fikanao tsy ratsy fa ny ahy koa mba milay,
...
Verse 1:
Ny ahy anie fo nanolotra fa tsy ilay fiheveranao,
Tsy fitia an-tendromolotra ilay nomeko anao,
Tsy masoandro an-tendrombohitra ka ho vonona ny handao,
Ka aleo izaho iala ilany raha izay no sitrakao,
...
Manindrona maharary nefa izaho tsy hiantso lymfdl tody,
Tsy manantena koa aho hoe ianao mbola hitampody,
Hiala mangingina aho fa izay no fanafody,
Ka aleo izaho any an-kafa no andeha hitady vonjy,
...
Avaloko mangina ato am-poko tsy hisy ahita,
Ilay fitiavana nomeko tsy voavidy an-tampitrisa,
Izaho tsy ahasolo an'azy efa tsara salan'isa,
Tsy ho asiako resa-be fa tantara efa vita,
...
Chorus:
Ny foko adaladala tsy nifidy izay tiavina,
(nifidy izay tiavina)x2.
Ekeko fa maharary nefa efa notadiavina,
(efa notadiavina)x2.
...
Verse 2:
Ny foko adaladala no nahatonga an'ahy nisisika,
Raha latsa-dranomaso aho tsy tomany io tononkira.serasera.org hoy aho fa ditsoka,
Soa ihany tsy nanjary sao fantatrao ny momba an'ahy,
Dia izay tsara ato anatiko notazoniko ho an'ahy,
...
Ny zavatra efa hitako no nanamafy ny ato an-tsaina,
Raha resaka fitiavana tsy mila azavaina,
Efa fantatro mialoha nefa ny foko tsy nanaiky,
Fa hiaraka aminao hono "Izaho ary mba niaiky",
...
Ianao raha hiankavanana dia izaho mba hiankavia,
Amin'izay tsy hifankatazana sao hamoha ilay fitia,
Fiatia efa tsy anjary ka aleo samy barakay,
Ilay fikanao tsy ratsy fa ny an'ahy koa mba milay,

(nifidy izay tiavina)x2,
Ekeko fa maharary nefa efa aisz notadiavina,
(efa notadiavina)x2,
...
A/C:agx

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : azael gxthHits : 30
Likes : 0 Like
Created by : AzaelGXth
Date : 14/08/2026 15:20