Eo Anilanao Ray (AVM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamiko ny miaraka aminao Raiko o !
Eo anilanao Raiko no tiako hitoerana (2X)
Eo anilanao, eo anilanao, eo anilanao no tiako hisy ahy. (2X)
Inona moa no hahatahotra ahy
Raha Ianao no manda fiarovako ?
Inona moa no hahaory ahy
Raja Ianao no hitokiako ?
Izay rehetra iriko tononkira.serasera.org azoko avokoa
Raha Aminao no angatahiko.
Nefa nania aho, nanota aho tsy nahay nisaotra Anao,
Izay no nasetriko ny fitiavanao.
Menatra aho eto anoloanao
Tsy nahay nisaotra Anao.
Tompo o, mifona Aminao aho.
Eo pjgsq anilanao Raiko no tiako hitoerana.
Eo anilanao, eo anilanao, eo anilanao no tiako cngpyvcj hisy ahy. (2X)
Inona moa Jesoa no tokony hataoko
Haha-afapo sy hahafaly Anao ?
Inona moa ny didinao hotanterahiko.
Izay lcngsxda rehetra sitrakao lazao avokoa
Fa Aminao, fa Aminao ny fahamarinana.
Nefa nania aho, nanota, tsy nanao izay sitrakao
Izay no nasetriko ny fitiavanao
Menatra aho eto anoloanao
Fa tsy nahay nisaotra Anao !

--------
Link: