Mpandresy (Antsan'i Fenomanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro trotraka!
Toa ory ny fanahy,
Raha mibanjina,
Ny adim-piainana
Izay mihasarotra,
Aza mitanondrika
Tsy resy ianao
Fa tsy ho foana ,ny fanantenana
Raha misy koa ny Farany.

Refrain :
Fa tsy ho irery ianao
Raha velona aminao
Kristy Jesoa,efa niady,
Izay ho anjaranao
Ka ho mpandresy ianao
Raha mbola mino koa
Ilay Ray Tsitoha
Mpamindra Fo
Efa nitia anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsan'i Fenomanana
Hits : 638
Likes : 1 Like
Created by : Tsioryy02
Date : 14/01/2019 21:41
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3337