AKAIKINAO (ANTSA FITORIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akaikinao jesoa no mamiko
Anilanao jesoa no tiako
Nye o aminao jesoa tsara tokoa
Fa eo no misy soa

Akaikinao jesoa no heriko
Fa ianao jesoa no mandako
Akaikinao jesoa tsy mba manahy
Eo no mahatsara ahy

Ny tebiteby sy ny ahiahy
Jesoa no toky mampahery ahy
Ny adim-piainana sy adim-panahy
Jesoa no momba tsy mba mandao ahy

Akaikinao jeso no amiko
Anilanao jesoa no tiako
Akaikinao jesoa tsy mampanahy
Eo no mahatsara ahy
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ANTSA FITORIANA
Hits : 1943
Likes : 0 Like
Created by : harimiadana
Date : 13/03/2013 16:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1744