Ianao no mahalala (Antoko Mpihira Antsan'ny fahazavana Imerintsiatosika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny fiainako eto an-tany
tsisy miafina Aminao
Indraindray aho dia tomany
noho ny ratra ao am-poko ao
Fa Ianao no hitokiko
Mahalala ny momba ahy
Mino aho fa hanary ahy izany Ianao
Ny fiainako eto an-tany
tsisy miafina Aminao
Indraindray aho dia tomany
noho ny ratra ao am-poko ao
Fa Ianao no hitokiko
Mahalala ny momba ahy
Mino aho fa hanary ahy izany Ianao
Refrain:
Fa na dia ory sy mahaleho aza aho
Jesoa no mahalala fiheverana ho ahy
Tsy loza sanatria fa fiadanana
Hiainako ny fahasoavana
Interlud....
2-Hianao no vatolampy
sy hery fiarovako
Matoky aho fa hitafy
ilay fiadananao tsy rjvv toa
Raha sendra ka mianjera
Dia Ianao no aroko
Tompoko sy Andriamanitro
Refrain:
Fa na dia ory sy mahaleho aza aho
Jesoa no mahalala fiheverana ho ahy
Tsy loza sanatria fa fiadanana
Hiainako ny fahasoavana
Refrain:
Fa hqwpcw na dia ory sy mahaleho iksack aza aho
Jesoa no mahalala fiheverana ho ahy
Tsy loza sanatria fa fiadanana
Hiainako ny fahasoavana
interlud....
Oh oh tononkira.serasera.org oh oh
........
Fa na dia ory sy mahaleho aza aho
Jesoa no mahalala fiheverana ho ahy
Tsy loza sanatria fa fiadanana
Hiainako ny fahasoavana
Tsy loza sanatria fa fiadanana
Hiainako ny fahasoavana...
tsisy miafina Aminao
Indraindray aho dia tomany
noho ny ratra ao am-poko ao
Fa Ianao no hitokiko
Mahalala ny momba ahy
Mino aho fa hanary ahy izany Ianao
Ny fiainako eto an-tany
tsisy miafina Aminao
Indraindray aho dia tomany
noho ny ratra ao am-poko ao
Fa Ianao no hitokiko
Mahalala ny momba ahy
Mino aho fa hanary ahy izany Ianao
Refrain:
Fa na dia ory sy mahaleho aza aho
Jesoa no mahalala fiheverana ho ahy
Tsy loza sanatria fa fiadanana
Hiainako ny fahasoavana
Interlud....
2-Hianao no vatolampy
sy hery fiarovako
Matoky aho fa hitafy
ilay fiadananao tsy rjvv toa
Raha sendra ka mianjera
Dia Ianao no aroko
Tompoko sy Andriamanitro
Refrain:
Fa na dia ory sy mahaleho aza aho
Jesoa no mahalala fiheverana ho ahy
Tsy loza sanatria fa fiadanana
Hiainako ny fahasoavana
Refrain:
Fa hqwpcw na dia ory sy mahaleho iksack aza aho
Jesoa no mahalala fiheverana ho ahy
Tsy loza sanatria fa fiadanana
Hiainako ny fahasoavana
interlud....
Oh oh tononkira.serasera.org oh oh
........
Fa na dia ory sy mahaleho aza aho
Jesoa no mahalala fiheverana ho ahy
Tsy loza sanatria fa fiadanana
Hiainako ny fahasoavana
Tsy loza sanatria fa fiadanana
Hiainako ny fahasoavana...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Antsan'ny fahazavana ImerintsiatosikaHits : 417
Likes : 0 Like
Created by : Mar12
Date : 19/09/2025 19:36
