Eo no fiadanako (Antoko Mpihira Antsan'ny fahazavana Imerintsiatosika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o, irery aho ,toa kivy fo
Tsy mba manana mba hianteherana
Tompo o, ny anilanao , no mamiko
Eo no toeram-pialofako , eo no fiadanako

Tompo o, irery aho ,toa kivy fo
Tsy mba manana mba hianteherana
Tompo o, ny tononkira.serasera.org anilanao , no mamiko
Eo no toeram-pialofako , eo no fiadanako

Raha izao tontolo izao
tsisy azo antenaina
Feno fitaka sy lainga,
mbola mankarary fo

Ka raha ho avy ny andro
Hialako aina
Eo an-tratranao no mamiko
Eo no fiadanako

interlud...

Tsy mba misy azo itokiana
Fa Ianao no manome fiadanam-po
Ianao lay coukpcen loam-pifaliana
Ianao no reharehako, Ianao no fiadanako

Tsy mba misy azo itokiana
Fa Ianao no xqrc manome fiadanam-po
Ianao lay loam-pifaliana
Ianao no reharehako, Ianao no fiadanako

Raha izao tontolo izao
tsisy azo antenaina
Feno fitaka sy lainga,
mbola mankarary fo

Ka raha ho avy ny andro
Hialako aina
Eo an-tratranao no mamiko
Eo no fiadanako

Raha izao tontolo izao
tsisy azo antenaina
Feno fitaka sy lainga,
mbola mankarary fo

Ka raha ho avy ny andro
Hialako aina
Eo an-tratranao no mamiko
Eo cjuuz no fiadanako

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira Antsan'ny fahazavana Imerintsiatosika
Hits : 144
Likes : 0 Like
Created by : Mar10
Date : 28/07/2026 11:57
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0286