Mbola hiverina aho (Anjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MBOLA HIVERINA AHO
Lazaiko anao androany, wjimx fa tsy sitrapoko
Fa lalan’ny fiainana anie izany, ka tononkira.serasera.org aza tomany
Ankehitriny moa , tsy maintsy mandeha aho
Fa xbxiucr noho ny fitiavako gaciotf anao ihany anie
Ny anaovako izao
Mba hampisy fahasambarana
Isakin’ny mahita ny endrikao aho dia te hiteny,
Hoe tsisy ohatra anao , raha mbola ety an-tany
Nefa tsy afa-manohitra aho androany
Fa tsy maintsy mandeha,
Aza manahy , ny foko atokako anao , « ho mandrakizay »
Aza omena tsiny , fa lehilahy ny tena
Mety ho tratran’ireo fankam-panahy ihany,
Eny ho eny
Fa ireo nofin-tsika , hatramin’izay
Ho tohizana sy ho tanterahin-tsika ihany
Fa aza manahy
Mba hampisy fahasambarana
Ho mandrakizay ny fetra iaraha-tsika roa
Ka na ho faty aza isika ,mbola hiaraka ho doria

--------
Rohy:
Hevitra
hery
(
30/05/2020 15:47)
Mba afaka mahazo ny hira koa ve?
nasrakotoasimbola
(
02/06/2020 08:18)
https://www.youtube.com/watch?v=mD3mjAa4Nf0
hery
(
05/06/2020 23:50)
Misaotra e
Tsara kosa
Tsara kosa
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AnjakaVangy : 1483
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : nasrakotoasimbola
Daty : 30/05/2020 00:54