Tsy ho ahy intsony (Ando Best)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho no adala ninia tsy nahalala ilay fitiavanao
Ninia tsy nijery ireto mnwvjzv masonao, nipitrapitra
Izaho no adala nia tsy nandray ny tananao te hitantana ahy
Ninia tsy namaly ireto taratasy, mba niangavy

Ankehitriny neniko ireo vita, fihetsiko rehetra taminao
Te hanarina aho kanefa indrisy, manadino sisa no azo atao

Tsy ho ahy, tsy tononkira.serasera.org ho ahy intsony ianao
Hijanona ho tantara sisa, izay vita hatrizay
Tsy aiko, ny tsy hahatsiaro anao
Ireo fotoana mamy izay teo anilanao.

Niezak'izy nanome fitia izay azony natao
Nanambitamby teny foana, nanarak'ahy
Niezak'izy nanome fitia ho ahy, tena fitia
Saingy tsy nahita valiny, sanatria

Ankehitriny neniko ireo vita, fihetsiko rehetra taminao
Te hanarina aho kanefa indrisy, manadino sisa no txycqdh azo atao

Tsy ho ahy, tsy ho ahy intsony ianao
Hijanona ho tantara sisa, izay vita hatrizay
Tsy aiko, ny tsy hahatsiaro anao
Ireo fotoana mamy izay teo anilanao.

Na dia lavitra aza , ka tsy ho hita intsony
Hitoetra anatiko ao izay avy taminao
F'indray andro any, raha sendra hiaona indray,
Tsoriko , hifonako , hifonako aminao

Tsy ho ahy, tsy ho ahy intsony ianao (tsy ho ahy ianao)
Hijanona ho tantara sisa, izay lrtr vita hatrizay (yeah yeah)
Tsy aiko, ny tsy hahatsiaro anao (tsy hahatsiaro anao)
Ireo fotoana mamy izay teo anilanao.
(Ôôh ôôh ôôôôh)
Tsy ho ahy, tsy ho ahy intsony ianao
Hijanona ho tantara sisa, izay vita hatrizay
Tsy aiko, ny tsy hahatsiaro anao
Ireo fotoana mamy izay teo anilanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ando Best
Hits : 294
Likes : 0 Like
Created by : Hary001
Date : 02/05/2026 19:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0359