Ho any (Sham & Andi) (Andi Mardi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANDI....Omaly aho, tomany aho raha natsiaro anao
Raha ho any aho, manahy fa sao tsy ahitanao
Ny androany, tsy anaiky aho raha tsy anilan-dria
Ny foko manembona mafy anao isan'andro ati
....Za mwpik aneh tsy hangiana, mila anao ny ati, ka amangivangy love aho
Za manina andria, matsiaro anao ny ati ka tsenao fa ho any ho avy aho
....Efa enao no ato ampoko
Efa enao no ato antsaiko
Ianao irery no ilaiko ka ho any aho
Ho avy any aminao
SHAM....Matsiaro ny tononkira.serasera.org any ka latsaka tomany
Tsisy leign afaka isakana ah ijery anao androany
Sentonao toa enoko atrati
Tsika roa anofi2 lavitra ny ITALIE
ny andro ho avy ho lasa tsiky2
fitiavana vao2 faha ny lasa tsy alain-tsika
Ho avy zaho fa maika andeha ilalao
Andrombaka fitia fa tsy hoe may ny andilanao
Eti andalana pgobyva ah, mahita ny ho avy tsika
Ylatsaka @ndria any ah fa mba tatazo tsiky
....Za aneh SNS
....Efa enao SNS
ANDI....Ekeko fa enao io
Miandry ah hoe ny anio
Nefa tadidio ho avy aho /2

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Andi MardiHits : 2308
Likes : 1 Like
Created by : Shamqm91
Date : 12/01/2018 13:50