Urban Revolution (Sham & Andi, Ladie Nanou, Satsilu, BMC) (Andi Mardi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SATSILU...
REF: LADIE NANOU...Andao isika analazy e!
Miara (misaoty)2
Gwetta na couper decalez!
Miara midance gôna a!
An an an à gauche
An an an à droite
Tsy misy miala fa sôma mafana a!
Zay vonona ifety manantona ati
Tsy misy miala fa samy mandihy
Oh! Bandy akama a andao mba ifety e!
Yo oa ny revy dia ataovy zay mety e
An an an à gauche
An an an à droite
Tsy misy miala fa sôma mafana a!
SHAM...Allez coupé decalé
Allez tsinjaka decalé
Oento ny equipe ry bain fa ity ny degany e!
Zay loha tsy miala kopiny kiala
Fa io ndray ra SHAM kopiny kille fa?
Revolution Urban
Thème bobaka otran fan SIX NEUGAH
ANDI...Oh neugah URBAN
Zay koa mandeha foana tsy mijanona a!
Sega)4 DÔMBÔLÔ
A la sanga la petit e!
Ôh zay mety e!
Zay mirombo dia miara vao geti e! (ieh)3
Coupé decalé!
REF:LADIE NANOU...
BMC...
REF:LADIE NANOU...
BMC...
REF:LADIE NANOU...




********
Raha tinao ho hita ny clip dia chercheo @you tube ny lohanteny etsy ambony
Misaotra indrindra tompoko ooh!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Andi Mardi
Vangy : 1459
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Shamqm91
Daty : 21/01/2018 10:06
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1152