Fahafatesana (Aloka's Band)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa Ra-Fahafatesana tsy misy fanafodyF'izay lasany any tsy miverina na mody
Izy ihany koa tsy mba mamindra fo
F'izay lasany ny matory tsy mifoha
Bridge :
Fa ho avy tsy fantatra...
Toy ny mpangalatra..
Amin'ny andro tsy ampoizina..
"Ra-Fahafatesana"..
Chorus :
Rehefa ilay antso iray mangina..
No migadona..
Dia hisedra fahoriana izao tontolo izao
Fa ilay havana izay tiana..
No tsy maintsy handao..
Dia toy izany hatrany
"Ra-Fahafatesana"
Lasa tsy mipody tsy misangy na mamela
F'izay lasany any tsy misy tavela
Vovoka sy tany, izay no hiafarany
Tsy maintsy atao veloma ny ety ambony tany
Bridge :
Fa ho avy tsy fantatra...
Toy ny mpangalatra..
Amin'ny andro tsy ampoizina..
"Ra-Fahafatesana"..
Chorus :
Rehefa ilay antso iray mangina..
No migadona..
Dia hisedra fahoriana izao tontolo izao
Fa ilay havana izay tiana..
No tsy maintsy handao..
Dia toy izany hatrany
"Ra-Fahafatesana"
Fahafatesana #Aloka's Band
A/C : Yvs
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Aloka's BandHits : 284
Likes : 0 Like
Created by : FivoNasandratra
Date : 13/02/2025 13:26
