Tampoka (Aloka's Band)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niezaka aho nampionona ny saiko
Nampanginiko ny foko
Nitomany irery tao tononkira.serasera.org anaty haizina
Bridge :
Ireo tadidy nialako, ny alahelo nofafaiko
Niezaka aho ringh ny tsy hitomany na mafy aza izany...
Chorus :
Fa tena tampoka tsmcd tamiko
Ny namoizanao ilay fitiavana taloha
Nefa izaho dia mbola hitraka hatrany
Na dia mafy aza izany dia nozakaiko irery gtpr ihany
Satria tiako ianao...
Na dia tsapako fa mafy
Mamela ratra ao anaty
Mino aho fa any aorina any
Tsy maintsy ho sitrana eny ihany...
Bridge :
Ireo tadidy hialako, ny alahelo hofafaiko
Mino aho f'indray andro any hiova tsiky ireo tomany...
Chorus :
Fa tena tampoka tamiko
Ny namoizanao ilay fitiavana taloha
Nefa izaho dia mbola hitraka hatrany
Na dia mafy aza izany dia nozakaiko irery ihany
Satria tiako ianao...
Ka mitsodrano anao e... Mahazoa izay irinao
Fa ny fiainako kosa e... Hovaiko vaovao
Tsy anjara ny antsika... Izay no azoko lazaina
Ka izay vitantsika e... Esory tao antsaina
Ampy izay...
Ampy izay...
A/C : Yvs

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Aloka's BandVisites : 366
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FivoNasandratra
Date : 12/02/2025 08:37