'ZAHAY MILA MIDERA (AJC Team'Dera)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IZAHAY MILA MIDERA
‘eeeeee ha!!! ny avy any avaratra sy atsinana
Ny andrefana sy ny atsimo
Ampahafantarinay anareo e (oie)
Izahay tsy maintsy midera (oie, oie, oie,)
Fahasoavana lehibe no omeny isanandro
Fony ianao sahirana teo Izy
Fony ianao nijaly teo foana Izy
Fony ianao faly mbola teo ihany Izy
Mbola tsy nanary anao izany Andriamanitra eh!

Eeee raha ny momba anay no tianao fantatra eh, ‘zahay mila midera
Eeee efa fantatra tsisy ankamantatra eh, ‘zahay mila midera (x 4)
(‘zahay mila midera)
‘zahay mila midera (‘zahay mila midera)
Isanandro isanandro (‘zahay mila midera)
Maraina sy ny antoandro (‘zahay mila midera)
Mandram-pahariva ny andro (‘zahay mila midera)
‘zahay mila midera (‘zahay mila midera)
Mila midera (‘zahay mila midera)
Mila midera (‘zahay mila midera)

Tarogno zama
Eeee raha ny momba anay no tianao fantatra eh, ‘zahay mila midera
Eeee efa fantatra tsisy ankamantatra eh, ‘zahay mila midera (x 4)
(‘zahay mila midera)
‘zahay mila midera (‘zahay mila midera)
Io tsy mifidy lera (‘zahay mila midera)
Isanandro isanandro (‘zahay mila midera)
Mandrampahariva ny andro (‘zahay mila midera)
@ Janvier (‘zahay mila midera)
Mois de fevrier (‘zahay mila midera)
Jusqu’à fin d’année (‘zahay mila midera)

Atao ahoana tokoa moa ny tsy hidera Anao ry Andriamanitra avo indrindra ô
Lehibe loatra ny fitiavanao sy ny famindram-ponao aminay
Izay no manosika anay hidera Anao sy hankalaza Anao foana
(hidera an’I Jehovah lalandava e!)
Satria Izahay velon’aina, (fa velon’aina)
Dia hanome voninahitra Anao (hanome voninahitra Azy eh)
Mandrakizay mandrakizay (mandrakizay)
Hidera Anao (hidera an’I Jehovah lalandava eh)
Ianao ilay Andriamanitra mahery (fa velon’aina)
Ianao mbola mihazona izao rehetra izao (hanome voninahitra Azy eh)
(Mandrakizayyyyyy)

Izy oha, (x8)
Hidera Anao zah (x8)

Eeeee….

‘Zahay mila midera (x8)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AJC Team'Dera
Hits : 265
Likes : 1 Like
Created by : fetramaharosoa
Date : 11/12/2023 07:44
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9829