Naleoko (AINA VOLOLONA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa naleoko izao tsy nihaona isika
Raha ho toa izao ny fisarahantsika
Inay aho inay irery foana teny
Ka tsy nifandray, na niteniteny.
Naleoko tsy eacqjhr nihaona
slcovxu Raha toa himaona
Toy izao ianao
Fa naleoko tsy niteny
Raha toa ny \"eny\"
Dia nolavinao
fa naleoko izao tsy nihaona isika
Raha ho toa izao ny fisarahantsika
Inay aho inay irery foana teny
Ka tsy nifandray, na niteniteny.
fa naleoko dia nangiana
Raha toa ny tiana
Niova toa izao
Fa naleoko tsy nivoady
Raha toa ho ady
Sahala amin’izao
fa naleoko izao tsy nihaona isika
Raha ho toa izao ny fisarahantsika
Inay aho inay irery foana teny
Ka tsy nifandray, na niteniteny.
fa naleoko tsy nitory
Fitia akory
Raha tsy ho ahy ianao
zbnhw Fa naleoko irery ihany
Raha hitomany
Fitia aminao
fa tononkira.serasera.org naleoko izao tsy nihaona isika
Raha ho toa izao ny fisarahantsika
Inay aho inay irery foana teny
Ka tsy nifandray, na niteniteny.
Raha ho toa izao ny fisarahantsika
Inay aho inay irery foana teny
Ka tsy nifandray, na niteniteny.
Naleoko tsy eacqjhr nihaona
slcovxu Raha toa himaona
Toy izao ianao
Fa naleoko tsy niteny
Raha toa ny \"eny\"
Dia nolavinao
fa naleoko izao tsy nihaona isika
Raha ho toa izao ny fisarahantsika
Inay aho inay irery foana teny
Ka tsy nifandray, na niteniteny.
fa naleoko dia nangiana
Raha toa ny tiana
Niova toa izao
Fa naleoko tsy nivoady
Raha toa ho ady
Sahala amin’izao
fa naleoko izao tsy nihaona isika
Raha ho toa izao ny fisarahantsika
Inay aho inay irery foana teny
Ka tsy nifandray, na niteniteny.
fa naleoko tsy nitory
Fitia akory
Raha tsy ho ahy ianao
zbnhw Fa naleoko irery ihany
Raha hitomany
Fitia aminao
fa tononkira.serasera.org naleoko izao tsy nihaona isika
Raha ho toa izao ny fisarahantsika
Inay aho inay irery foana teny
Ka tsy nifandray, na niteniteny.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AINA VOLOLONAHits : 3576
Likes : 0 Like
Created by : Solofo
Date : 08/03/2005 03:32
