Izy anie izy (Aina Cook)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorako ianao nitsotra ,
tsy nanafina ’zay tao am-po
fa niezaka nanaraotra,
ny tsy teo amiko,
hitory fitia fa,
nefa anie izy tsy nankaiza, fa am-po ihany...


ref:
izy anie izy , no masaka ato an-tsaiko ato
izy anie izy, ny ato an’eritreritro,
izy anie izy, no nahatonga ahy hanao fo vato,
izy anie izy, no tsy nahatapa-kevitra ahy

Na tsy mihaona ary izahay, tsy mampiova ny ao am-ponay fa,
izahay iray saina, fanahy,
mifankahita an’eritreritra....
nefa anie izy tsy mba taiza, fa am-poko ihany...
e e e

ref:....

ka mba miangavy aho
aleo milamina raha mba azo atao
satria izy irery...
ref:....
izy no tiako, efa niriko hatrizay
izy no tiako, mba ho ahy....ouh....

aina cook
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Aina Cook
Hits : 4449
Likes : 0 Like
Created by : mimibe
Date : 18/03/2006 08:19
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0759