Ampidiro aloha ny tenimiafina
DERA HO ANAO (AFL (Antsan'ny Fahazavan'ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
DERA HO ANAO
I/Raha nivalo taminao aho, ianao tsy mba nandà
Fa namerina indray,ny fitiavanao
Dia namindra fo ianao Jeso, nitia nanafaka ahy
Tao anatin’ny aizin’ny fiainako hatrizay.
II/Na mpanota aza aho,ianao tsy mba nanary lbssxh ahy
Fa niantso ahy,nandray ho olom-baovao
Na dia osa himlqscx aza tononkira.serasera.org aho Jesoa,ianao nitsimbina ahy
Ka nitantana ny dia sy nankahery ahy
Ref: Dera ho anao Jeso
Zanaky ny Ray ianao
Andry iankinanay ianao
Mpamonjy izao tontolo izao
qcmeo Njaka Serge RANDRIANARISOA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFL (Antsan'ny Fahazavan'ny Lanitra)Hits : 3493
Likes : 0 Like
Created by : Njaka Serge R.
Date : 07/04/2005 09:13