Indrisy (AFI ( Anjomara Fiderana ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indrisy
Toa mitanondrika ny olon-dresy
Nahoana moa ?
Misy ireo izay kivy mamoy fo
Izy Ilay mpampahery anao
Tompo Jesosy
Izy, tononkira.serasera.org Ilay maraina vaovao
Fiverenana :
Fa hadinoinao fa nisy fo naratra
Tao kalvary
Tsy tsaroanao Ilay rà nalatsany
O ! Izy Ilay mpampahery ujpjq anao
Tompo Jesosy
Izy ilay maraina whqopn ukcz vaovao
A/C : Rajoarilala
Toa mitanondrika ny olon-dresy
Nahoana moa ?
Misy ireo izay kivy mamoy fo
Izy Ilay mpampahery anao
Tompo Jesosy
Izy, tononkira.serasera.org Ilay maraina vaovao
Fiverenana :
Fa hadinoinao fa nisy fo naratra
Tao kalvary
Tsy tsaroanao Ilay rà nalatsany
O ! Izy Ilay mpampahery ujpjq anao
Tompo Jesosy
Izy ilay maraina whqopn ukcz vaovao
A/C : Rajoarilala
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFI ( Anjomara Fiderana )Hits : 13
Likes : 0 Like
Created by : RadoRAK
Date : 14/09/2026 22:25
