You are here: home > Tononkira

Tondrom-peo Tena tia

Lohateny : Tena tia
Nampiditra tondrompeo : JLH
Daty : 25/05/2018


Joopi


Enao lay faniriko


sady enao lay tena tiko


rah enao io no mba zakako


na maditra aza efiko


zah nge tena tia e


fa tsy mivazivazy


ny ato am-poko ny avôkako


fa tsy hoe zah mblag


zah rehefa mtia


de ftiavana amny fo


ka na misy manaratsy


fa tsy iasako loha


kaiz less valy


d aôna lesy joo


ahôna ny sera aminy bavy


sady zah nge tena tia e


vonina haka vady


rah mety ny sera de ataoko ny mariagy yeah

Tondrom-peo hafa

Hampiditra tondrom-peo hafa