You are here: home > Tononkira

Tondrom-peo Ny alokao

Lohateny : Ny alokao
Nampiditra tondrompeo : miahyuna
Daty : 20/04/2018


Tofoka maloka saiko feno anao


Mihaotra  ah toa tsy sahy ndeha hijery anao


Na de ny alokao


Torotoro ny fo saiko feno anao


Mihaotra ah toa tsy sahy ndeha hijery anao


Na de ny alokao


Ny alokao


Ref :  toa hangina iany aho


Toa hanembona anao


Mandrakizay hangina iany aho


Na handre ny feonao aho


Toa tsy sahy ( mieritreritra anao iany  2x )


Ny alokao


Isika roa nanantena ho avy koa


Nifanao fanekena ny ho ray  ny roa


Toy ny aloka


Torotoro ny fo saika feno anao


Mihaotra ah toa tsy sahy ndeha hijery anao


Na de ny alokao


Ny alokao


Ref :toa hangina iany aho


Toa hanembona anao


Mandrakizay hangina iany aho


Na handre ny feonao aho


Toa tsy sahy ( mieritreritra anao iany  2x )


Ny alokao





Tondrom-peo hafa

Hampiditra tondrom-peo hafa