You are here: home > Tononkira

Tondrom-peo Fy tia

Lohateny : Fy tia
Nampiditra tondrompeo : Alkaizii
Daty : 19/01/2018


Baby tiako raha fantatrao mialoha,
Henoy kely aloha fa ho lazaiko
Marary ihany ny saiko, marary ny fo
F'efa nisafidy aho ka ho zakaiko
Atsy ho atsy aho no manainga, hitady izay mahasoa
Mba ho tanterahiko ireo nofy nofy nozakaiko


Hampiakatra anao, dia hitokatrano
Dia ny fahantrako mampiadana anao
Mba hifarana hatreo baby

Ireo toky nomeko anao rehetra aza adino
Ny halaviran-toerana tsy hampiova ahy zany lomia
Fitia efa namiako anao Fy
Tsy izany fa Fy no sahy mahasakana


Hankafy faram-parany aho,
Mba te hankafy faram-parany
Hankafy faram-parany aho,
Mandram-piverenako any


Hankafy faram-parany aho,
Mba te hankafy faram-parany
Hankafy faram-parany aho,
Mandram-piverenako any



Tsy hoe izy maharitra no vady nandrianina
Fa tiako raha tsy hitady fa ianao fa hiandriana
Raha reraka ny tratrako hataonao fandriana
Dia hampatsiahivo aho raha sendra variana fa

Tiako ho fantam-pirenena
Tiako ho fantma-poko o
Fa ny fitiavako azy efa raikitra am-poko o
Raha miantso aho hoe silam-panahy dia izy izay no antsoiko o
Izy no antsoiko o

Ireo toky nomeko anao rehetra aza adino
Ny halaviran-toerana tsy hampiova ahy zany lomia
Fitia efa namiako anao Fy
Tsy izany fa Fy no sahy mahasakana



Hankafy faram-parany aho,
Mba te hankafy faram-parany
Hankafy faram-parany aho,
Mandram-piverenako any


Hankafy faram-parany aho,
Mba te hankafy faram-parany
Hankafy faram-parany aho,
Mandram-piverenako any


Ny tebiteby sy ny rediredy
Mitambiny ato an-tsaiko mapandrevirevy
Dia mitebiteby sao ho very
Very ilay fitia natokako ho anao irery
Hitrandraka ho avy tsara tsara ho ahy sy ho anao
Izao mety any an-tany lavitra fa tsy handao


Ireo toky nomeko anao rehetra aza adino
Ny halaviran-toerana tsy hampiova ahy zany lomia
Fitia efa namiako anao Fy
Tsy izany fa Fy no sahy mahasakana



Hankafy faram-parany aho,
Mba te hankafy faram-parany
Hankafy faram-parany aho,
Mandram-piverenako any


Hankafy faram-parany aho,
Mba te hankafy faram-parany
Hankafy faram-parany aho,
Mandram-piverenako any