Misenge (D-Lain)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsoro x 6
Eo riaka!

Tsoro x 6
Eeeeh!

Genagenagniko gnaiko o!
Le mitily koahy zama a!
Sitra koa lahy gny sento o!
Problemo le rava a!

Oram-be io le ritsa e!
Tsiok'Antimo misava a!
Aminao zaho la vintsy e!
Tsy mila hafa a!

Lavitsy ianao io raha tsy ho vitako o!
Mivetsevetse mafy tsy ankilanao
Marigny anao ro tiako fahinako o!
Fahinako o! Fahinako o!

Misengesenge zah mana anao misenge zah x 4
Malala e!

Ooooooh! Oooooh!

Lafo zato isan-jato o!
Le tsy misy tavela a!
Sagnatria zaho handranto o!
Zah en'io riano fa ela a!

Avenir milamy e!
Fiaina tsisy bagara a!
Fiadana tsy lany e!
Raha zao zaka a!

Lavitsy ianao io raha tsy ho vitako o!
Mivetsevetse mafy tsy ankilanao
Marigny anao ro tiako fahinako o!
Fahinako o! Fahinako o!

Misengesenge zah mana anao misenge zah x 4
(Misenge zaho o!) x 2
Malala e! Malala e!

Misengesenge zah mana anao misenge zah x 4
(Misenge zaho o!) x 2

Misengesenge zah mana anao misenge zah x 4
(Misy hafanagne e!)
(Ameanao ahy e)
(Zato isan-jato o!)
(Tsy mihambahamba e!)
Mana anao o!
--------
Rohy:
Hevitra
ANARIM ( 18/03/2022 17:39)
Finaritra, misy afaka manazava ve ny tonon-kira, milaza inona ilay Misenge? Misaotra indrindra
rnicoromi8 ( 05/04/2022 16:43)
Ny hevitr'ilay Misenge amin'ity hira dia "faly sy mirehareha". Fa ny Misenge koa raha contexte hafa dia afaka adika tsotra hoe Mirehareha, ohatra: Mirehareha amin'ny fananana. Mankasitraka.
amelle101 ( 02/05/2022 10:38)
Salama oh azafady sao misy afaka mandika ity hira ity aminy teny malagasy oficialy azafady
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : D-Lain
Vangy : 8728
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rnicoromi8
Daty : 20/01/2022 17:28
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7068