KALA NESY (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Etsy ambaninay,no mitoetr’I Nesy,ikala Nesy,sakaiza hatrizayMatsaka miloloa siny
No mihira I Nesy,ny hiran’ny Nesy
Hira gasy fa tsy hira vahiny
Raha avy iny oran’iny
Tsy hanakan’ahy hitsinjo
Hitsinjo an’ kala Nesy
Sady mialoka anaty sarety
Mitsetsitra kilarinety
Eny amboniny bisikilety
Nenjehiko tamy-borety
Tratra ianao kala Nesy
Etsy ambaninay,no mitoetr’i Nesy,ikala Nesy,sakaiza hatrizay
Matsaka miloloa siny
No mihira I Nesy,ny hiran’ny Nesy
Hira gasy fa tsy hira vahiny
Ny endriny sariadriaka
Tiako ho atao clip
Ny “R” nay marokoroko
nindramina tamin-dry Bodo
na an-tsaha ,na an’ala-taretra
na maharitra na vetivety
fahotana nataonay sy Nesy
afaka tami-kaofesy
Etsy ambaninay,no mitoetr’i Nesy,ikala Nesy,sakaiza hatrizay
Matsaka miloloa siny
No mihira i Nesy,ny hiran’ny Nesy
Hira gasy fa tsy hira vahiny
Natao scanner ilay foko
Notarafina ny ao anaty
Cancer-pitia no mamely
Tsy maninnona raha ahafaty
Homamiandam-pitia no mamely
Tsy maninona raha ahafaty
Soratsoratra ny ami-pôto
Na ny rindrina, na ny betô
Soratan-jareo saribao
Izaho egale ianao
Soratan-jareo la craie
Nesy egale Tsé……….
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TseloninaVangy : 6898
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 28/01/2005 17:25