O Ratovo (Solika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
V: O RatovoL: O Ralala
V: Ry malala o
L: Sombinaiko
V: avelao
L: efa adidy izao
V: mamela ny hadisoako sombinaiko
V: fa mandatsa hoaho
V: avelao
L: o avelao
V: ny hadisoako
L: ny hadisoanao
V: avelao e
L: afakeloka
V: mamela ny hadisoako sombinaiko
V:fa mandatsa hoaho
ny voady anio fanao varo-maty
V: Ry tiako
L: Ry lahy sarotra nafoooooy
Ny fitia zay vao porofo
d volamena tsy mba niofo
na atsipy anaty afo
feno sy mitafotafo
Ry tiako, sombinaiko tiako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SolikaVangy : 7346
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : simplex
Daty : 16/07/2007 14:51