Nandalo niserana ihany (RR Majunga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandalo niserana ihany ny andron’ny fahazazana
Nifalifaliana aoka izany no sady nihantahantana
Nilaozany ka ny tena no sisa miventso sy mitanisa
Raha azo nantsoina izy ireny, niverina i dada sy neny

Raha tomany fahiny nanambitamby i neny
Raha ory ankehitriny ianao no sisa manjeny
Nilaozany ka ny tena no sisa miventso sy mitanisa
Raha azo nantsoina izy ireny, niverina i dada sy neny

Andro sarotra hadinoina ny andron’ny boky sy penina
Raha ireny no tsaroana maha-te hiantso miverena
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0148