Njakatiana
Lisitry ny hira
Hampiditra hira- 'Lay toera-mamy
- Anaro aho
- Andao indray
- Aoka moa
- Avelao aho hitia
- Aza dia omena tsiny
- Aza manitsaka
- Diavolan-ko lava
- Fantatro fa
- Fetinao androany
Hevitra mandeha
2etoiles (03/09/2009 17:35:10)
Slt daolo ndray e! fa mba aiza re i Njakatiana no dia tsy manao spectacle tsony e!
Tena manina mits zay e!lasa resin ny reo artiste vao2 tsy fantapantatra isan karazany reo ve!
Tinay fona ny hirany e!
minix (03/09/2009 15:50:52)
Milay kosa nama ny hiran'i Njaka! Tiko daholo izy rehetra Merci!ok
zoubelou (19/01/2008 12:43:12)
Misy album Njakatiana vaovao vao nivoaka. "Special Slow DUO". Misy hira 10 mahery. Raha hi-kaomandy isika eto Frantsa dia manorata aty @ zoubelou@yahoo.fr.
2etoiles (04/10/2007 16:32:30)
slt daolo ndray e! hay ve tsy eto intsony raprezy e?
de iza ndray zany no hanao relève eo ? mba ilazao ireo membre rehetra raha possible fa manjary matoritory fotsiny ny FNJ de tsy d misy mpanentana ny spectacle sady Njaka ve de avela ho resin'ny artiste taty aoriana rehetra ireny nefa olona manana ny maha izy azy. sa izy mihitsy koa no efa malina amin ilay FNJ? zay aloha mankafy foana na izany aza e!dia manantena ny amin'ny faran ny taona izany e!
2etoiles (04/10/2007 16:31:53)

zoubelou (26/09/2007 13:02:37)
Hisy fampisehoana ho famaranana ny faha-15e taona ao amin'ny Palais des Sports. Amin'ny faran'ny taona no hanaovana izany fa mbola tsy fantatra ny daty mazava. Ny FNJ miandry antsika mpankafy hanao relève fa raprezy efa aty an-tany lavitra aty ndray kou... Maozotoa e
2etoiles (20/09/2007 18:11:38)
Slt daolo ndray e! tokony mba manao concert ao @ palais des sports ndray Njakatiana fa toa tsy ampy ilay 15 eme anniversaire teny antsonjombe ireny.
Ary mba nanao ahoana izao ny FNJ e? toa tsy re intsony? mba valio moa raprezy a!
2etoiles (01/09/2007 18:49:06)
Iza de tena mankafy Njakatiana ary tsy manadino mihitsy ireo album taloha, manakafiza ary izay manana ireo tononkira taloha de mba mandefasa
elintsoa (10/06/2007 22:24:42)
ankafizo fa tsara daholo ny hirany, tsara feo, Izany ka tena olona mahay mihira
mlle (27/04/2007 15:56:29)
njalatiana de olona tsotra sy tsy miavona izany ka izany indrindra no itiavako ny hirany sy ny asa ataony