Hevitra momba an'i Njakatiana

Hiverina amin'ny Njakatiana Hampiditra hevitra
jeanne1 ( 10/02/2020 13:09)
salut! tsara feo izy sady ny gadona koa ao tsara no mifona hafatra azo raisina.
nalsonrazakariasa2015 ( 15/03/2016 18:07)
Tena tsara le tononkiran'i Njakatiana eh!misaotra eee!!!
elras ( 28/01/2016 11:55)
ten tsar e!zah mankafy aa!! (y)
Jock ( 27/11/2014 06:21)
Salut ntsika rehetra. Koukou an'i Njakatiana. Za tena mankafy ary mbola ho tena mpankafy e! Ny tononkiranao tena sur daholo (Fananarana, mampisaina, mampieritreritra, sns). Toy ny hoe Anaro aho... Mazotoa dia daholo sika rehetra dia tohizo foana ny famoronana Njaka a!
2etoiles ( 03/09/2009 17:35)
Slt daolo ndray e! fa mba aiza re i Njakatiana no dia tsy manao spectacle tsony e!
Tena manina mits zay e!lasa resin ny reo artiste vao2 tsy fantapantatra isan karazany reo ve!
Tinay fona ny hirany e!
minix ( 03/09/2009 15:50)
Milay kosa nama ny hiran'i Njaka! Tiko daholo izy rehetra Merci!ok
zoubelou ( 19/01/2008 12:43)
Misy album Njakatiana vaovao vao nivoaka. "Special Slow DUO". Misy hira 10 mahery. Raha hi-kaomandy isika eto Frantsa dia manorata aty @ zoubelou@yahoo.fr.
2etoiles ( 04/10/2007 16:32)
slt daolo ndray e! hay ve tsy eto intsony raprezy e?
de iza ndray zany no hanao relève eo ? mba ilazao ireo membre rehetra raha possible fa manjary matoritory fotsiny ny FNJ de tsy d misy mpanentana ny spectacle sady Njaka ve de avela ho resin'ny artiste taty aoriana rehetra ireny nefa olona manana ny maha izy azy. sa izy mihitsy koa no efa malina amin ilay FNJ? zay aloha mankafy foana na izany aza e!dia manantena ny amin'ny faran ny taona izany e!
2etoiles ( 04/10/2007 16:31)
slt daolo ndray e! hay ve tsy eto intsony raprezy e?
de iza ndray zany no hanao relève eo ? mba ilazao ireo membre rehetra raha possible fa manjary matoritory fotsiny ny FNJ de tsy d misy mpanentana ny spectacle sady Njaka ve de avela ho resin'ny artiste taty aoriana rehetra ireny nefa olona manana ny maha izy azy. sa izy mihitsy koa no efa malina amin ilay FNJ? zay aloha mankafy foana na izany aza e!dia manantena ny amin'ny faran ny taona izany e!
zoubelou ( 26/09/2007 13:02)
Hisy fampisehoana ho famaranana ny faha-15e taona ao amin'ny Palais des Sports. Amin'ny faran'ny taona no hanaovana izany fa mbola tsy fantatra ny daty mazava. Ny FNJ miandry antsika mpankafy hanao relève fa raprezy efa aty an-tany lavitra aty ndray kou... Maozotoa e
2etoiles ( 20/09/2007 18:11)
Slt daolo ndray e! tokony mba manao concert ao @ palais des sports ndray Njakatiana fa toa tsy ampy ilay 15 eme anniversaire teny antsonjombe ireny.
Ary mba nanao ahoana izao ny FNJ e? toa tsy re intsony? mba valio moa raprezy a!
2etoiles ( 01/09/2007 18:49)
Iza de tena mankafy Njakatiana ary tsy manadino mihitsy ireo album taloha, manakafiza ary izay manana ireo tononkira taloha de mba mandefasa
elintsoa ( 10/06/2007 22:24)
ankafizo fa tsara daholo ny hirany, tsara feo, Izany ka tena olona mahay mihira
mlle ( 27/04/2007 15:56)
njalatiana de olona tsotra sy tsy miavona izany ka izany indrindra no itiavako ny hirany sy ny asa ataony
toubibah ( 24/01/2007 15:32)
Moi j'aime bien les chansons de Njakatiana, et je suis passionnée par sa façon de faire la musique à travers ses paroles, ses rythmes gasigasy. Personnellement, j'ai envie de lui rencontrer face à face, et j'espère un jour ça va se réaliser!
koloiko ( 12/09/2006 12:23)
Njakatiana, un chanteur qui a berçé mon enfance et mon adolescence. je connais presque toutes ses chansons et je les chante quand je suis joyeuse ou malheureuse. Il est parmi mes chanteurs préférés. Mbola hafa koa raha i Njaka
Une admiratrice de toujours
razaf ( 05/09/2006 21:36)
J'ai découvert Njakatina lors de mes vacances d'été en 1992 en Allemagne (clip avec Parson Jacques).Depuis je suis sa carrière et j'ai toujours aimé et adhéré à toutes ses chansons (paroles et musiques).Je suis une fan inconditionelle et j'essaie de me mettre au courant de toutes ses nouveautés.Hélas Je n'ai pu le voir en concert que 2 fois (un à Lyon vers 1997 ou 98 -et à Paris en 1999 ou 2000.
Je lui demande de ne pas oublier la région Rhônes Alpes (s'il peut choisir une ville centrale genre Grenoble,Lyon et pourquoi pas plus petite ? ) lors de ses déplacements en France. Il ferait des heureux et surtout une heureuse.
Une fan de toujours.
Sissi
nal ( 23/07/2006 09:51)
nankafy an'NJAKATIANA foana h@ nahalalako azy ary mbola mankafy h@ izao tiako daholo ny gadon-kirany rehetra merci
vonjy11 ( 18/07/2006 08:43)
Artista iray mampiray ny Malagasy amin'ny alalan'ny hira, manao izay hahafaly ny Malagasy lalandava amin'ny rindram-peony sy ny rindran-javamaneno tena raitra. Tena mahafinaritra raha toy izany daholo ny artista.
valissouah ( 13/06/2006 18:39)
Njakatiana! mpanakanto ny tanora 80 amiko satria izy izery no mahay mampivady ny kanto taloha sy ny ankehitriny(oh: Romy/JRandria,Kiaky ny Manina/Nono tsy lany lefy é!)tokony ho isy ho an'ny mpanakanto ny MARIBONINAHITRA araka ny zavabitany.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7906