You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Chorale Irak'i Kristy Jesosy Itory Filazantsara (IKJIF)

2538

Nampiditra : fraiderica2018
Tamin'ny : 18/02/2019 11:36:32

Mombamomba :
Antokom-pihira ao amin'ny Fiangonanana Irak'i Kristy Jesosy,
Tarihin'i RAKOTOHARIMANGA Jean Sambatra sy RAKOTOMAMONJY Georges
Misy mpikambana iray amby telom-polo
foiben-toerana Maromizaha Ankadivoribe Atsimo

IRETO AVY NY ANARAN'IREO MPIKAMBANA AO:
1°Voix: Vololona, Virginie, Tinah, Nadia, Narindra, Lucie, Erica, Sarobidy, Sitraka
2°Voix: Claire (bebe solo), Mbolatiana, Harinivo, Hasina
3°Voix: Toky, Francois, Andry, Hery, Njiva, Faneva, Jean Pierre, Rodin, Jean Louis, Tahiry
4°Voix: Jean Baptiste, Tojo, Rado, Albert, Mamy, Jean, Sambatra

Hametraka hevitra

Midira aloha