'Le sabotsy

Lohateny 'Le sabotsy
Nampiditra ghammyandrianarisoa
Tamin'ny 01/11/2017 07:51
Vangy : 270

cyclone

intro: G    F     C


G                                 F                         C
mba rahovina ihany vao ho vita io tetezanio
G                                 F                   E7
fa tsy andriko ny hahita ilay endriny
F                         G              C
na ny lakana ts mis akory anio

G                       F

tsindrin-daona anie aho
   C
niandry ireo hafatra
 G                     F                   E7
nintaitaina sao heveriny fa nanadino
Dm                           G                         c
ny eto antanana zara raha misy miakatra


ref: 
 G                                        C
 jiro tsy mandeha telefonina tapaka
G                                          B7
Dian-tongotra be vao mahita paositra
F                           . Am                E7
eritreritro sisa no hany mba afaka
Bb                    Fsus2 F  G          C      
nanao torapo aty antany lavitra

Mba rahovina ihany vao hisy fanamboarana
tsy hita holazaina ny haratsian-dalana
mbola ho ela mantsy vao hisy fifidianana
na ianao any,indrindra f'izaho.aty
tsisy azo atao fa aleo miandry ny rariny
raha maika enao mitsondrano manambadia



 
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0185