Ampidiro aloha ny tenimiafina
'Le sabotsy
cyclone intro: G F C G F C mba rahovina ihany vao ho vita io tetezanio G F E7 fa tsy andriko ny hahita ilay endriny F G C na ny lakana ts mis akory anio G F tsindrin-daona anie aho C niandry ireo hafatra G F E7 nintaitaina sao heveriny fa nanadino Dm G c ny eto antanana zara raha misy miakatra ref: G C jiro tsy mandeha telefonina tapaka G B7 Dian-tongotra be vao mahita paositra F . Am E7 eritreritro sisa no hany mba afaka Bb Fsus2 F G C nanao torapo aty antany lavitra Mba rahovina ihany vao hisy fanamboarana tsy hita holazaina ny haratsian-dalana mbola ho ela mantsy vao hisy fifidianana na ianao any,indrindra f'izaho.aty tsisy azo atao fa aleo miandry ny rariny raha maika enao mitsondrano manambadia
