Fitiavana voageja

Lohateny Fitiavana voageja
Nampiditra aliniaina
Tamin'ny 20/07/2016 05:12
Vangy : 133

Isanandro lasa raikitapisaka ato an-tsaina


Fa mieritreritra d savolaina 


Mangaina, mangina samy irery ato antrano


Manembona mitady 'zay atao tsy hita moa


Tsaroiko tsara fa tsy ho foana ny fitiavako


Raha ho tataraina anaty penina sy taratasy firy pejy


K'indrisy mantsy f'efa vonona aho ny hanova ilay pejy 


Mba ho hasambarana vaovao, hitia olon-kafa


Fa na mangidy na marary, mampijaly, mampitomany


Mampitarina tsy zakan'ny saina tsy enao mantsy 'lay tena tia


Fa nolalavinao 'lay fitia mbola zaza


Nofinganinao sahady 'lay fonenan'ny namboariko


Zary sina madio mangadiady


Nanao voady aho fa ho amboariko ny tantara


Na ny tata ara zay nataonao ho ahy


Hekeko fotsiny io fa 'zay mangina volamena eh





REF: anglisy


.....





Fiainanay voasoratra tanaty haizim-pito


Lalana tsy mba niriko fa 'lay tiko no namadika


Nitsimbadika ambony ambany


Fa ny eto an-tany ko nge sady tsiky no tomany


Na d zany kosa azy eh, Sao tsy rariny


Fa tena tia ve za vao firanao


Sary sisa no hapanembona ny lasa efa voasoratra


Folaka amin'izao fa toa foana b ny lapa 


Izy nandao tsy ita nakaiza fa lasan'olon-kafa


Fitiavana voageja, voafehy, voarara foana


Zava-poana io raha toizana ka aleo hifarana eto


Fo mitempo anazy nefa ahona kosa moa


Na ny lahy na ny vavy samy tsisy hanaiky avokoa ny eo


Taperintsika ity tantara indray miserana


Tehan-tsisy tompo tsika izao nandao ny tiana


Indrisy very fasambarana aho fa afa-tsiny


Faniriny mintsy ngaba ny handao ahy ny tamin'iny





REF: anglisy


.....


© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8757