Fitiavana voageja
Isanandro lasa raikitapisaka ato an-tsaina Fa mieritreritra d savolaina Mangaina, mangina samy irery ato antrano Manembona mitady 'zay atao tsy hita moa Tsaroiko tsara fa tsy ho foana ny fitiavako Raha ho tataraina anaty penina sy taratasy firy pejy K'indrisy mantsy f'efa vonona aho ny hanova ilay pejy Mba ho hasambarana vaovao, hitia olon-kafa Fa na mangidy na marary, mampijaly, mampitomany Mampitarina tsy zakan'ny saina tsy enao mantsy 'lay tena tia Fa nolalavinao 'lay fitia mbola zaza Nofinganinao sahady 'lay fonenan'ny namboariko Zary sina madio mangadiady Nanao voady aho fa ho amboariko ny tantara Na ny tata ara zay nataonao ho ahy Hekeko fotsiny io fa 'zay mangina volamena eh REF: anglisy ..... Fiainanay voasoratra tanaty haizim-pito Lalana tsy mba niriko fa 'lay tiko no namadika Nitsimbadika ambony ambany Fa ny eto an-tany ko nge sady tsiky no tomany Na d zany kosa azy eh, Sao tsy rariny Fa tena tia ve za vao firanao Sary sisa no hapanembona ny lasa efa voasoratra Folaka amin'izao fa toa foana b ny lapa Izy nandao tsy ita nakaiza fa lasan'olon-kafa Fitiavana voageja, voafehy, voarara foana Zava-poana io raha toizana ka aleo hifarana eto Fo mitempo anazy nefa ahona kosa moa Na ny lahy na ny vavy samy tsisy hanaiky avokoa ny eo Taperintsika ity tantara indray miserana Tehan-tsisy tompo tsika izao nandao ny tiana Indrisy very fasambarana aho fa afa-tsiny Faniriny mintsy ngaba ny handao ahy ny tamin'iny REF: anglisy .....
