Taratasy farany

Title Taratasy farany
Submitted by hunter2
On 25/09/2012 18:58
Hits : 239
G  D   
Nangina hatramizay,irery lay fitia
Em C D
Andinonao sahady ny taloha
 G  D 
Niandry ihany aho sao handray avy aminao
Em C D
Taratasy iray hampionona

  Em C D G
 Lavitra mampisy olana hoantsika
Em C D 
Asa raha mahatsiaro ahy ianao
Em C D G
 Niaritra ny hatsiaka sy ny orana mikija
 Em C D
Ny embona no tsy mahasaraka ahy
C G
 Ny eritreritro mandaha,ny ao an-poko toa tsy sahy

C D G
 Tsy tia hisaina ny hoe voa
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.008