Tsy misy lohateny

Lohateny Tsy misy lohateny
Nampiditra 3188
Tamin'ny 06/04/2011 18:51
Vangy : 229
note ilaina;do#=x40055  . si bemol=x12320  .re=xx0567.  re majeur=xxo23.  mi 7eme=x2oo33. tsy tendrena izay x rehetra

re         do#
Atyantany lavitra aho 

mi 7em         re majeur
No mihira ho an'ialahy

sol         fa#    si bemol/si 
Ialahy 'lay namako taloha

re           do#   mi 7            sol
Nanembona ny ditra niarahana tamin'ialahy

la              sol re majeur
Ka nivavabavaka aho ankehitriny




re majeur. re 7em     sol
Fa ialahy no namako satria

mi mineur.        la
Na lavitra ahy aza aty

fa#                         si
Tsy misy ataoko ambony noho ialahy

sol         la     re/la/sol
Ho antsoiko rehefa manimanina 

re                 la/re
Ho antsoiko rehefa manimanina

de toy izay foana e.good luck dude



Injay fa iva ny hariva tsy eo anilan' ialahy


Ka mikalo de mandalo ny heritreritro


Tsaroako ato am_poko ny hanatranatr' ialahy


Soavadia, hivereno ny aty





Ny foko mitomany ahy satria


Toa lavitra ny taniko aty


Sy tsy mba mana_namana fa very 


Tsy misy hampangina ahy aty


Tsy misy hampangina ahy aty








© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5123