Pas de titre disponible
note ilaina;do#=x40055 . si bemol=x12320 .re=xx0567. re majeur=xxo23. mi 7eme=x2oo33. tsy tendrena izay x rehetra re do# Atyantany lavitra aho mi 7em re majeur No mihira ho an'ialahy sol fa# si bemol/si Ialahy 'lay namako taloha re do# mi 7 sol Nanembona ny ditra niarahana tamin'ialahy la sol re majeur Ka nivavabavaka aho ankehitriny re majeur. re 7em sol Fa ialahy no namako satria mi mineur. la Na lavitra ahy aza aty fa# si Tsy misy ataoko ambony noho ialahy sol la re/la/sol Ho antsoiko rehefa manimanina re la/re Ho antsoiko rehefa manimanina de toy izay foana e.good luck dude Injay fa iva ny hariva tsy eo anilan' ialahy Ka mikalo de mandalo ny heritreritro Tsaroako ato am_poko ny hanatranatr' ialahy Soavadia, hivereno ny aty Ny foko mitomany ahy satria Toa lavitra ny taniko aty Sy tsy mba mana_namana fa very Tsy misy hampangina ahy aty Tsy misy hampangina ahy aty
