Tsy misy lohateny
Mbô asio tondro-peo io azafady fa tena tiako enarana be. Merci bcp
Atyantany lavitra aho
No mihira ho an'ialahy
Ialahy 'lay namako taloha
Nanembona ny ditra niarahana tamin'ialahy
Ka nivavabavaka aho ankehitriny
Fa ialahy no namako satria
Na lavitra ahy aza aty
Tsy misy ataoko ambony noho ialahy
Ho antsoiko rehefa manimanina
Ho antsoiko rehefa manimanina
Injay fa iva ny hariva tsy eo anilan' ialahy
Ka mikalo de mandalo ny heritreritro
Tsaroako ato am_poko ny hanatranatr' ialahy
Soavadia, hivereno ny aty
Ny foko mitomany ahy satria
Toa lavitra ny taniko aty
Sy tsy mba mana_namana fa very
Tsy misy hampangina ahy aty
Tsy misy hampangina ahy aty