Tsy misy lohateny
Mbô asio tondro-peo io azafady fa tena tiako enarana be. Merci bcp Atyantany lavitra aho No mihira ho an'ialahy Ialahy 'lay namako taloha Nanembona ny ditra niarahana tamin'ialahy Ka nivavabavaka aho ankehitriny Fa ialahy no namako satria Na lavitra ahy aza aty Tsy misy ataoko ambony noho ialahy Ho antsoiko rehefa manimanina Ho antsoiko rehefa manimanina Injay fa iva ny hariva tsy eo anilan' ialahy Ka mikalo de mandalo ny heritreritro Tsaroako ato am_poko ny hanatranatr' ialahy Soavadia, hivereno ny aty Ny foko mitomany ahy satria Toa lavitra ny taniko aty Sy tsy mba mana_namana fa very Tsy misy hampangina ahy aty Tsy misy hampangina ahy aty
